|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ravalison Edmond |
| Singan-teny | 2 Ravalison, 3 Edmond |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity.
[2.285]
6 Mpanoratra efa fanta-daza - izay tsy iza fa Edmond Ravalison (teraka tamin' ny 24 Mey 1926) - no nanoratra ireto sombin-tantara roa mifanesy ireto, izay nalainay tamin' ny tantara iray tsy mbola vita boky, nefa noheverinay fa mendrika haseho eto noho izy ahitana taratry ny fiainana ary fahaiza-mitantara saika manakaiky ny tonga lafatra [2.313#126] |
| Voambolana | 7 Tantara: olona 8 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
9 Andriamatoa Ratsilefilaza 10 Ilay atodiorokoroka sy ireo mpandroaka sarety |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|